|
|
|
|

Entrée1  rano tsilany
Mots élémentaires  2  rano, tsilany
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy
5  (ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay [1.1]
Exemples  6  Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka. [1.437#]
Analogues  7  antsitrika, tsikaroka, tsipy sandry
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/01